Teny iditra | tany mena | ||||
Singan-teny | tany ; mena | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Terre rouge [1.3] | ||||
Sol latéritique, latérite [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibolantany | ||||
Tsipelina hafa | tanimena | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tany mena io | ||||
Fivaditsoratra | maintane, mananety, mañetiña, metanina, mientana, tamenany, tanimena, tany mena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |